You are here: home > Vetso

Ventsoko - Aino

Ambony ventso nolalaiko
Ireo felana nitory
Fa aminao ny hetsi-po
Ilay anjarako soa
Homeko eto ny voadiko anio
Fa ho tia anao mandrakizay
Ka izay elanelan-tany
Ho fitrapana ihany izany
Fa raha tena tia ny fo
Ka raha izay elanelan-tany
Ka tsy mba hitohetra ao antsaina
Ka ireo nofy nolalaina
Ilay faniriana tsy ho to.
Satsia izao sy ianao ro no  iray,
Hikiambana ho mandrakizay.

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha