You are here: home > Vetso

Dis'aho - Andriatsitohaina H. J L Detekitiva (detekitiva)

Dis'aho Eny dis'aho
Diso tokoa tamin'ny teniko
Namboraka ireo
Tsy ambarateloko taminao
Noheveriko fa ianao
Hany azoko itokisana
kanefa mpamadika
Tsy mahazo indrafo akory
Notiaviko ianao hatramin'izay
nataoko olona akaikiko sy anilako
Lasa  ianao nijabaka
tsara hoanao ny tsy hitako intsony
Izaho no Diso fa tsy nahay nitaiza anao
fa fitia kilalao no natao

Detekitiva 12/10/2002 Anjanahary
  

Hevitra mandeha

bitaka (22/10/2004 15:17:18)

hek hek da mbô tsara kosa kle azaa! de mbô anoraty ny tenanay
fa 'za kosa aloha....Bitak ihany e! dia tena mahereza r'se eo @ soratra a! mbô hianaranay sur e!

detekitiva (10/05/2005 18:03:23)

Tsy misy mahazo anoratana fa lehilahy ve dia mbo hanoratana fa angaha izaho pelaka ry Malalason an!

Hametraka hevitra

Midira aloha