Andriatsitohaina H. J L Detekitiva (detekitiva)
Mipetraka eny Anjanahary aho
Nianatra no nahatongavako teto Antananarivo ,mba mandranto fianaran sahala amin' ny olona rehetra aho tao amin' lyc
Hevitra mandeha
bitaka (17/11/2006 11:03:28)
slt!
Izaho moa rekany d'efa tany @ io toerana io fa manana ny hatsarany raha i MIAKOTSO indrindra fa ny fihavanana ianany isan'andro fa ny tena mba tsy ahafoizako an'io toerana io dia ny laoka lamôry atao rò-ny no solon-kena any ary anisan'ny laoka tsara izany, ny mana-katao no mahavita milaoka anio trondro io. raha ho any ianao dia atoroko : miala eo ambodivona mandray fiara mankany Ambatomanoina izany hoe eo avatra kelin'ny Talata no mivily miankavia, any @ arrêt farany no miala ANDAKANA ary mandeha tongotra na moto na tongomalady mianavaratra eo @ adiny 5ora sy sasany eo. dia mahatsinnjo an'i Beronono dia mba handalovy ilay saika ho rafozako, ily akamako atao hoe SARONDRAHONA.RAMBOLAMANANA tsy manadino hoe I BITAKA III, dia mampamangy indrindra hatrany TOKOMARO any ry Lebera sy ny sisa ...
Detective privé
bitaka (17/11/2006 11:03:51)

Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : detekitivaDaty : 29/08/2004
Mpamangy : 2868
Mankafy : 0
Ankafizo