You are here: home > Vetso

NY AMIKO(Ho an'i Gasikara ) - MADAÏES(danny)

Saikitra aho te hilaza ,
fa ny hevitro rehetra ,
de saika hevi-jaza.

ny foko no miteny,
izy no mibaiko.
ny vokany dia fery,
ka reraka ny aiko.

nanaiky ampahendrena;
zay hevitra nomena
nanaiky tsy sorena,
Eh!  solafaka ny tena  

mpanoratra . MD .220.406
Ho an'i GASITSARA .

Hametraka hevitra

Midira aloha