Inséré par : Noelson ANDRIANIAINA
Date : 17/06/2016 17:41
Visite : 1757
Poèmes: 15 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

ANL MIKALO

-ANL MIKALO dia teraka tamin'ny 24 mai 1996,ANDRIANIAINA Noelson Leonie no tena anarany.
-Ny antony nakany ny solon'anarana ANL MIKALO dia anisany tia tononkalo izy,izy koa dia anisany mba tia sombin_tantara
-Amin'ny ankabobeny tononkalom_pitiavana sy ny tanindrazana no ataony efa nitondra anarana hoe Noelson L.ANDRIANIAINA tamin'izy mbola tsy dia nanoratra
_RAVOHANGINIRINA Vololona no reniny ary RANDRIANIAINA Rolland no rainy
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/anl-mikalo
Derniers commentaires
Noelson ANDRIANIAINA ( 17/06/2016 17:44)
Hanome lanja ny teny malagasy
Ny ilaina ny mpanoratra
Hamerina ny teny efa very
Ny fitiavan_tanindrazana
Ny fitiavana
Ny fiainana misy sy ny lalana arahina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152