Insérer une photo
Inséré par :
harisanda
Date : 05/09/2007 12:22
Visite : 1685
Poèmes: 7 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 05/09/2007 12:22
Visite : 1685
Poèmes: 7 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Fenotsoa
Salama daholo o! Tovovavy no manoratra, mivetso fitiavana no ankamaroan'ny diam-peniko !Asa atao: Mpianatra
Fialam-boly: mamaky boky, mihira, mijery horonan-tsary, mitsangatsangana, mandeha lavitra.
Hafa: Mpisehatra(Mpanao teatra) anaty Faribolan'ny Mpanoratra iray eto Antananarivo.
Izay ary e, mino aho fa tsy hisalasala ianareo izay mamaky sy hamaky ary mbola hamerina hamaky ny rangotry ny peniko hanome toro-hevitra hanatsarana ny kanto Malagasy.
Fenotsoa N.
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/fenotsoa
Poèmes ( 7)
Lectures
Pas encore lu