Nampiditra : mampandrynyaina
Daty : 21/12/2017 13:51
Nijery : 1833
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

MAMPANDRINIAINA Manitra

★Poeta avy ao amin' ny FARIBOLANA SANDRATRA
★Mampandriniaina Manitranirina no tena anarana
★Zanakalahin' i Andriamampandry Rivoniaina sy Rahariniriana Veronique
★Taranak' i Rainandriamampandry
★Nanomboka nilomano tanteraka teo amin'ny sehatry ny haisoratra teo amin' ny faha 18 taona raha efa nanao ilay rediredy mirindra taona vitsy talohan' io


★Nanolotra fandaharana Literatiora tao amin' ny Radio Don Bosco ("Alimbetso" niaraka tamin' i Ony Mihajanirina)
★Nanome aina tantara fihaino tao amin'ny RDB ihany
★Nanolotra fandaharana Literatiora tao amin' ny Skyone TV

★Nanatontosa ny nilalao tantara fihaino tao amin'ny Skyone Radio
★Mpanentana fandaharana Literatiora sy Riba malagasy ( radio Tana , RTA tv)
★Manome aina tantara fihaino ( Skyone Radio, Radio fahazavana)
★Mpanentana sy mpanatontosa fandarana ACEEM Radio sy IARIVO Radio
★Mpampianatra
★Mpanao dokambarotra (feo)
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mampandry-ny-aina-manitra
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014