Ampidiro aloha ny tenimiafina
Insérer une photo
Inséré par :
Andrianary2
Date : 03/12/2025 21:06
Visite : 62
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 03/12/2025 21:06
Visite : 62
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Ny Andrianary
Salama daholo oANDRIANARISAINA Maro Zo Odon
Teraka ny 08 Desambra 1997 tao Tsiroanomandidy
Asa atao: Topographe
Nianatra tao amin'ny Collège Trinitaire Sainte Marie, Lycée d'enseignement général Tsiroanomandidy ary École supérieure polytechnique d'Antananarivo.
Misy hoe Ny Antara na Ny Antara Andrianarisaina izay mpanoratra efa ela, ka mety hahagaga anareo hoe iza iny? Izaho ihany iny fa efa taloha. Nisy fiovana ny solon'anarana ka lasa "Ny Andrianary" hatramin'izao.
Page Facebook :
https://www.facebook.com/profile.php?id=61584453369515
Mirary soa tompoko!
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-andrianary
