Hampiditra sary Nampiditra : Ratax Alpha
Daty : 25/08/2022 13:02
Nijery : 377
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ratax

Randrianivonjy Tokiniaina Alpha no tena anarana fa ny anarana hoe Ratax izay avy anim'ny fanafohizana ireo anarany feno ireo eo amin'ny sehatra fanoratana.

Teraka ny taona 23 may 1992 tao Mahajanga 1 ary lehibe tao ihany koa.
Nianatra sy nandalina ny tontolon'ny informatika tao Mahajanga izy ary manana ny maripahaizana mifanaraka amin'izay.

Olona tsotra misokatra amin'ny hafa ny tenany satria Kristiana raha teo ny finoany.

Ankoatra ny fianarana izay kataony teny amin'ny ambaratonga ambony dia nianatra fitendrena zava-maneno, Kabary malagasy koa ny tenany ankohatr'ireo fahalalana ananany.

Mpamorona sy Mpitantana ny Groupe Facebook "Kabary Malagasy" ary Application Android sy Windows Kabary Malagasy koa izy sy ireo asa maro efa vitany.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ratax
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0244