Insérer une photo
Inséré par :
SingampitiaSaropady
Date : 25/01/2026 14:28
Visite : 158
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Insérer un poème Date : 25/01/2026 14:28
Visite : 158
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Singam-pitia saropady (MAHARITRA)
Singam-pitia Saropady na Maharitra Ny, Omega,Teraka ny 01 Novambra 2006 tao Ambohibary-Sambaina Vakinakaratra.
Nanomboka nanoratra ny taona 2023.
Manoratra tononkalo momba ny fitiavana, natiora, fiainana isan-karazany.
Nisafidy ny solon'anarako "singam-pitia Saropady" aho satria amiko dia manan-danja sy tsy voavidy vola ny fitiavana na dia kely monja aza,
Satria koa saropady ny asa soratro napoitran'ny haingam-panahiko.
Efa nandray anjara tamin'ny hetsika famoaham-boky sy sehatra hafa.
Tanjoko ny hizara ny kanto Malagasy anaty asa soratra sy hampanan-danja kokoa ny teny Malagasy.
(...)
SINGAM-PITIA SAROPADY
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/singam-pitia-saropady-maharitra
