fandresena (A.j.r)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
fotoana tsy mba naitako.zany antsoina we fitiavana.
Andro iray no namafako.
Lay salovanao rahavako.
Rah ny vita no jerena.
De naleoko tsisy iany.
mampitraotra,mahonena...
fa nisava anefa izany.
efa lasa izay ratsy.
fa nivoh lay sah edena.
ka ho azoko atsy ho atsy.
..lay amboaram-pandresena..
--------
Lien:
Commentaires
trunks
(
30/04/2018 21:30)
mba mitady mpampianatra tononkalo azafady..raha mba misy