Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA HO AIZA (aft)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toa tsy hitako ihany,toa...manalavitra hatrany!
Toa tsy misy fiafarany
angamba any aloha any!
Mety hisy fitsaharana,
mety hisy hivalaparana;
miandry tonon'anarana
fahafiry ny laharana?
Sao ary aho dia gisitra
na tsy ao anaty lisitra???
...Tsoa ;Trappes 06-02-2006
--------
Lien:
Commentaires
vetsoko
(
06/02/2006 10:52)
miala tsiny fa tsy i aft le mpanoratra fa i ...Tsoa,azafady ry aft a
