Vavaka ho azy (Antsatnk)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ray o!mba tahio
Ilay namako any any ho any
Tsinjovy sy ampîo
Ho lavi-tsento sy tomany

Ray o!mba tatano
Ilay havako amin'ny lalany
Ka ambeno sy sakano
Ny loza mety tsy ho tantiny

Ray o!mba jereo
Fa tsy manan-kamaharana
Ilay fony mitoreo
Lavitry ny fahasambarana
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana - Fiainana
1206 0
Commentaires
tslem ( 09/10/2007 14:32)
Amen!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Antsatnk
Inséré par : Antsatnk
Date : 09/10/2007 10:29
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139