ASAKASAKAO (AORN)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ovay ny fo hitsetra
Tariho ny loha hisaina
Tsy hametraka fepetra
Reo zaza mitaraina

Fa eny an-dalana eny
tsy an-tsena tsy an-tanàna
Mpangataka ombieny
Ankizy ireo mazàna

fa raha ny sitrapony
ho toy ny misy atao
Hisitraka ny zony
Ka asakasakao

AORN
28 AOGOSITRA 2024
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina
100 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146