MBA HITIAVANAO AHY (AORN)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na handefitra amin’ny hafa
Na ho feno mpanatsafa
Dia hijoro sy ho sahy
Mba hitiavanao ahy

Na tsy maintsy handao zay tiako
Hany foto-pifaliako
Dia tsy misy mampanahy
Mba hitiavanao ahy

Na handalo ireny sedra
Na voafatotra voageja
Ekeko saina amam-panahy
Mba hitiavanao ahy

AORN
08 JOLAY 2021
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
178 1
Fans: rina15
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : AORN
Inséré par : rina15
Date : 18/07/2024 07:14
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0393