NY ANJARA? (AORN)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na tiako aza ianao,Ny anjara tsy miolaka
Fa rehefa tena anjarako
Dia miaraka mamolaka
Ilay fitiava-mamy
Iraisantsika roa
Na tiako aza ianao
Ny anjara tsy fidiana
Fa rehefa tsy anjara
Na dia terena ho tiana
Tsy maintsy tafasaraka
Satria tsy mahasoa
AORN
28 APRILY 2021
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires

rina15
(
18/03/2025 13:45)
Mankasitraka Hery!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterLectures
Lu par hery
Audio Player