2 8 J U I L L E T (Asaph's Mahane)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny teny tokana lazaiko
Dia fisaorana ho an'ny Raiko :
Tompo o, Misaotra Anao isan'andro
Fa nomenao tombon'andro ?

Mitombo iray indray mantsy
Ny taona atsy ho atsy
Nefa anio no famantarana
Fa Ianao mbola mitantana! ❤️

Tsy hitahita akory
dia injay fa telopolo
Ny taona voarindra,
Tompo o, Misaotra indrindra. ?

Joyeux anniversaire à moi ?

#asaphdigital
#asaph #28Juillet
#MerciSeigneur
--------
Lien:
214 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Asaph's Mahane
Inséré par : AsaphMahane
Date : 28/07/2025 05:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117