FOIKO. (ASINIONY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Foiko an-kitsim-poho famadibadik'ireo maso te hahalala
ny Kanto nongoniko, angola noforoniko.
Foiko indrindra koa
ho an'I Nosy Masina tsy manana sahala
Ny soratry ny peniko, hanasinako ny Teniko.
Foiko hanasoa
an'izao tontolo izao sy I Madagasikara
ny afon-java-kanto soronana tsy miato.
ASINIONY
25 Aogositra 1998
(Nalaina tao amin'ny boky AKOM-PIAINANA)
--------
Lien: