tia sa tsy tina (bruno andrinaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nitia aho tsy notiavina,
Nanantona aho nolavina
Nanaja aho nolatsaina
Niangoty aho tsy nilaina.
Mankahala aho tiavina
Mandositra aho tadiavina
Mandao aho tsaroana
Tsy miteny aho antsoina.

Fa mba fitiavana inona ihany
ity manakrotana ny tany e?
Etraketrak' olotina ve,
sa valifaty ka efina

Fahasambarana no nandrandraiko
Kanjo ady lava no lanjaiko
Raha valifaty zany
mba mandefera iany
Tsy misy olona tsy diso
fa mety ianao ndray rampitso
Ka ts y hozakanao ny valiny
ndrao hamono tena enao ny farany
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1711 1
Commentaires
bruno1991.andriniaina ( 01/08/2014 16:38)
tiko
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : bruno andrinaina
Inséré par : bruno1991.andriniaina
Date : 01/08/2014 16:38
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135