"Tsy haiko" (dafa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy haiko ny tsy hitenyNa hanidy ny molotro
Fa ianao irery
No mameno ny tontoloko
Tsy haiko ny tsy hahalala
Izay tena ao am-ponao
Satria ny foko efa ho adala
Amin'ny fitiavako anao
Ianao ilay olona iray
Izay hinoako koa fa tia
Koa ampianaro ahy
Fa tsy haiko ny mitia
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
kiala.andria
(
12/12/2017 12:16)
mankasitraka