Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ianao? (Elysé Azrael)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ento any aho, Ento ho any aminao...
Ento mba hahita ny akany misy anao,
Ento, ampahitao tontolo vaovao,
Ento mba hitety izao tontolo izao,
Ento ho any aho, mba hiara-milalao
Eto ihany aho,
Eto aho hiandry anao...
Na ho zato taona, na ho arivo taona,
Eto ihany aho, hiandry anao eto foana!
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana
Mpakafy:
Azrael666
