TSISY NATAKALOKO ANAO (felandefona)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy misy atakaloko mihoatra noho ianaoKanefa dia nahoana re no nosomparanao
Tsoriko aminao aloha fa mbola tiako ianao
Kanefa atao ahoana moa f’izao no anjarako
Dia sarak’alahelo sisa sento lava izao
Manjombona isan’andro izao ny fiainako
Satria tsy nampoiziko ny nahatonga izao
Hay sahy namitaka ahy ihany ilay malalako
--------
Lien:
Commentaires
Mysento
(
02/08/2009 12:06)
Hay sahy namitaka ahy ihany ilay malalko.
tena tsara,ilay vetsonao an,
tena tsara,ilay vetsonao an,