*EKENA* (fy kalo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ekena, raha izay no anjaraEkena ,raha izay no hitanao fa tsara
Ekena, raha safidinao ny handao
Ekena ny safidim_ponao
,
Ekena, raha izay no lahatra
Ekena, izay hitanao mahasambatra
Ekena, ny safidinao handeha
Ekena ity fo tsy afaka hamehy
,
Ekena, ny zava_misy
Ekena, fa saingy indrisy
Ekena, fa aleo aho hody
Ekena tsy hiantsoko tody
,
Ekena ny zava_drehetra
Ekena fa saingy misy fetra
Ekena, ny safidinao ry malala
Veloma ary koa mandehana
=>fy kalo
18/06/12
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana
