NDEHA HANMBOTRA NY LALAN'NY TOMPO (gervais RANAIVOSON)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Injao misy feo manako any ho any,Mitaraina mafy mampita aminao:
Amboary ny lalan'ny Tompo anjoany,
Faingana daholo, ndeha izao dia izao
Ahintsio tsy hibiloka intsony ny meloka,
Totofy ho marina koa ny kilavaka;
...Mafimafy izany tsy vita an-tselika
Alao hery ary faingana rahavana.
--------
Lien: