Fiovana (Hary MDK)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny fanaonao taloha Toa niova sahady ankehitriny
Lasa nagatsiaka ve lay fitia
Aiza ary lay hoe ho doria
Malaindaina mamaly
Tsy ahitana teny mamy
Efa matsatso ve sanatria
Lay oroka mamy fahiny
Sa efa nifindra
Ilay hakanin'ny fitia
Sa ndry nanandrana
Nampizara fitia
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
