Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndao handramana (Hary MDK)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa amam-polontaonanyToa mbola matory ihany
Zao ary nareo efa tsy hifoha intsony
Mba hanomanana fasana hilevenana
Atao anirotra sa fasandrazana
Fonosana lamba sa ahantona
Nareo toa samy mialangalana mantsy
Nefa lay firenena mahay mahantra
Sa hoe andao hamidy lay firenena
Amin’izay tena azo antoka fa tsy any tena
Dia ny vola hazo handevenana
Ireo revirevy sy fafinaretana
Mety ihany koa raha atao baranainy
Samy manao zay tiny aleo hifamono
Fa zao ataonareo zao anie ka efa izye
Fa vonona aminy fomba ankolaka.
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina
Commentaires
2004
(
27/01/2026 15:36)
Salama daholo,azafady fa somary mivantana be
