TANY RESY (Hasina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tany resy, hono, ity tanin-tsika ity
Ny olona mitia, avieo koa mankahala,
Ny rafitra sy fototra iorenan'ny fisiana.
Miverina manaiky sy mionona satria,
Ny tsy afa-mana-tena no faritana ho adala
Amin'ny fiainana any aoriana.

Mitolona amin'ny fiainana tsy mitovy refy
Finoana sy fijery, fiaviana samy manana
Tsy misy fitoviana ny ambany sy ny ambony
Ka ireny no mipetraka ho sakana sy fefy,
Manimba fihavanana
Izay efa ty hita intsony
--------
Lien:
28 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Hasina
Inséré par : Hansinosoavina
Date : 24/10/2026 08:06
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103