tsisy nanampo (j)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay rano-masonao ny latsakatsy ho adinoko nahovina
niteite ny patrapatraka
fon'ny tojo fijalina
Samy tsisy te isaraka
Anefa tsy maintsy hifandao
Samy tena mbola latsapaka
Na izao na ianao
Tsisy adisoko
Fan'ny fiainana no nanery
Ireny lasa tsy ho soloko
Fa mifono misitery
Ka manomboka anio
Dia izao no tadidio
Hoe finamanana ny atsika
Raha fitia dia msngatsika.
RASAMBANJOHARY
HERY SITRAKA.
--------
Lien:
Catégorie :
Tsisy nanampo