Fahafatesako (Hitler Beofo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lalana maro
No efa hitantsika
Izy ireny mifangaro
Manampetra isika

Tsihaiko tsony
Fa ho faty aho
Fa ianao irery irony
Ambadiky ny rahoraho

Raiso ry fasana
Aza avela intsony
Efa voatelinao ny isan'karazana
Tsy naverinao intsony

Fahiny sy ny ankehitriny
Ary ny mandrakizay
Ho lafatra no irihirina
Taloha rahatr'izay

Vereno ny faranteny
Ilay teny hoe maty
Tsy voaverin'herintena
Any ambadik'in faty isika
--------
Lien:
894 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138