Teneno ny hoditrao (Hitler Beofo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Loko mainty ny ahy no mba anjarako .
Izay nisokajina ho farahidiny amny fiainana
Tsy nametra tsy nandidy an'ireo izay no lazaina hoe razako
Fa ny anjarako no mainty dia izay ny fananana.

Ahilik'iny fotsy hoditra
Ary ambakainy amn'ny fahalalana
Veleziny teny ratsy mampangovitra
Latsaina ho farany ambany amn'ny fari-pananana.

Nametrahana fofona maimbo
Ary navahana aminy toerana iray
Novetsona fa hoe mainty dia olom-baiko
Ka andevo no azy mba amenoants'inainy

Marina tokoa fa ,samy hafa ny olona eto antany .
Samy manana ny azy ny fiainany
Ny sedrainy mainty hoditra no mampitomany.
Zakainy fotsy hoditra daoly izay rehetra mba ananany
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana
981 1
Fans: Hitlerbeofo
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Hitler Beofo
Inséré par : Hitlerbeofo
Date : 14/06/2016 23:19
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146