Koboniko (JNB)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Koboniko ho ahy irery ihany
ireo sentoko sy tavako kotsan-tomany
koboniko ho ahy irery ity foko velon-taraina
ny fitiavako mampijaly,mampitaraina!
indrisy mantsy ianao tsy ho anjara,
ilay fitia voarara,noraranao hatrany ampiandohana,
eny!voarara lalandava
izay tiana mantsy no injao foana mandositra ny tava
koboniko foana,
eny mandavantaona raha mbola tsy ho foana
koboniko ihany fa indray andro any
ho itako ilay tia anioany!
--------
Lien:
Catégorie : aingam-panahy
1326 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : JNB
Inséré par : james01
Date : 17/12/2017 17:10
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142