cruchko taloha (maizina max)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ianaoianao tiko tamizany kanefa tsy tia ahy
inao nofidiko kanefa tsy niraharaha ahy
ankehitriny aho matadidy ka lasalasa amborona
ankehitrina hao matsiaro ka tonokalo no voaforona
ka ny any mba faniriko de anilanao iaradalana
nifaniriko no bma onamanao atramifarany
onamanao amakivaky ity fiainana
tiko izarana alahelo ary koe itarainana
kanefa tao nofinofy iany ngamba ny ahy
satrya ianao lay tenatsara ka nandrotika fanahy
ankehitriny aho ra mahatsiaro ireo lasako
mararirary nifoko niranomaso tsy alatsko
indrisy anefa ra mba tafiaradalana
de ho samy falifaly ifankatia fa tsy mpinamana
zany angambo ono le tsy anjara
ka aleo lo ijanona o tantara
--------
Lien:
Catégorie :
vazivazy - Hambom-po - Fitiavana - embona - Alahelo - Aingam-panahy - ahy - vazivazy - Kolontsaina - Hambom-po
Fans:
maizina max