NITSIMOKA HO AIKO 2.0 (Nofenoina Natiora Nitsimoka)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NITSIMOKA HO AIKO 2.0❤️

♥️Mbola tsy fantatrao ry zanako,izany atao hoe fiainana
Tsisy fantatrao koa ny zavatra lazaiko
Fa noho ianao eto azoko itarainana
Dia tantaraiko ihany,hapahamaivana ny saiko

❤️‍?Reko nanombinana tokoa tamin'ny aiko
Noho ny misinao amin'ny fiainako rehetra
Fa mihanotombo isa ny andraikitra kiraiko
Tafahoatra aza,mitsambikina mohoa-petra

?Fa mbola mamy loatra amin'ny ngidy 'zay iainana
Ny bitika hasambarana ao anaty ranomaso
Ho entina mamakivaky ny mikitroky ny fiainana
Mampisy tsirony hankafizana ny fiana-mety hatsatso(...)

NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA

07 Mars 2024
--------
Lien:
Catégorie : Zanaka
18 1
Fans: ZavonaRakoto
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.02