NITSIMOKA HO AIKO 2.0 (Nofenoina Natiora Nitsimoka)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NITSIMOKA HO AIKO 2.0❤️♥️Mbola tsy fantatrao ry zanako,izany atao hoe fiainana
Tsisy fantatrao koa ny zavatra lazaiko
Fa noho ianao eto azoko itarainana
Dia tantaraiko ihany,hapahamaivana ny saiko
❤️?Reko nanombinana tokoa tamin'ny aiko
Noho ny misinao amin'ny fiainako rehetra
Fa mihanotombo isa ny andraikitra kiraiko
Tafahoatra aza,mitsambikina mohoa-petra
?Fa mbola mamy loatra amin'ny ngidy 'zay iainana
Ny bitika hasambarana ao anaty ranomaso
Ho entina mamakivaky ny mikitroky ny fiainana
Mampisy tsirony hankafizana ny fiana-mety hatsatso(...)
NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
07 Mars 2024
--------
Rohy:
Sokajy :
Zanaka
Mpakafy:
ZavonaRakoto
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Nofenoina Natiora NitsimokaNampiditra : NofenoinaNatiora
Daty : 22/01/2026 10:52
