Ampidiro aloha ny tenimiafina
NATIORAN'NY FITIA (NofenoinaNatiora)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NATIORAN'NY FITIA ♥️Tsy maso nifanopy,
No nampifafandray n'y fo
Fa ny natioran'ny fitia
No nanambatra isa ho roa
❤️Tsy amboaran-teny mamy,navadiky ny lela
No nanintona ny fotsika hifangia
Fa ny fitiavantsika no efa mifampitady efa hatry n'y ela
Ka vao nifanojo Dia nafatotry n'y tena fitia.
NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
05 AOGOSITRA 2024
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
