NY TENA FAHORIAKO (Np Augustin)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy noho izaho very silam-panahy,
No mampitomany ahy.
Fa noho ianao ry neny, fa noho ianao ry dada!
Ianareo mitabataba,
Mifanao taim-bava,
Ka sady miady lava;
No mahatonga ahy hitoloko:
Satria malahelo be ny foko.
Mijery anareo mifanaotao...
Mifamono toy izao !


Ka etsy holazaiko,
Ny mamparary ny aiko,
Sy ny zavatra tsy tiako:
"Ianareo roa miady no tena fahoriako" !

09/12/17
Tamin'ny 08 ora latsaka folo minitra maraina
--------
Lien:
Catégorie : Fananarana - Alahelo - Fitiavana
229 1
Fans: NpAugust1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0112