VEHIVAVY MIASA (Np Augustin)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asehoy azy fa vehivavy miasa ianao ,Manam-pikirizina amin'izay rehetra atao .
N' iza n'iza hanorotoro ,
Dia mbola tafajoro .
Ary tsy miandry hotolorana sy homena :
Fa vehivavy miasa , mahavelon-tena .
Avelao ho gaga ireo izay miteny ,
Hoe: " ny vehivavy dia fanaka malemy ;
Tsy afaky ny hamindra ,
Sy tena osa indrindra "
Ataovy menatra izy ireo,
Fa misià ambom-po manombok' izao :
Asehoy azy fa vehivavy miasa ianao .
05/11/18
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana
Fans:
NpAugust1
