NOFIKO ( Album Sangodina ) Raphaël Spartacus (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOFIKO

Lavitry ny ankaso hono
Iny lalàna nodiaviko
Ka raha mbola hiezaka aho ;
Aaiza indray no hiafarako .

Satria feno tebiteby horohoro
Ady lava , famonoana !
Izany ve no làlam-piainany ;
Iainany isan'andro .

Tsinjonao ny fanendahana
Vaky trano ; hala-botry
Tsy fantatro hoe nahoana ?
Nisy ve! Tsy fantatro .




1995
11.01.2003 Raphaël Spartacus
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina - Aingam-panahy
109 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177