TSY MISY LOHATENY IZY ITY AKORY FA SARI-TENY (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
" Satria ny olombelona mikatsaka Fiadanana , dia takiany ho tsara ny faram-piainany " Raphaël Spartacus ....

" Takiako ho anao ny fahasambarako satria tiako ianao...." Heri-Miary


" Ho anao....Iangaviako ianao tsy hitsikera izay voasoratro , saingy tiako ho izy no hitsikera ahy...Satria fantany fa ho azy no antony hanoratako sy hampiteneniko ny soratro " Ny Andri-Fara
--------
Lien:
Catégorie : Citation .
78 1
Fans: SANAKERIB
Commentaires
SANAKERIB ( 16/09/2024 08:59)
Na Heri-Miary na Raphaël Spatacus na Ny Andri-Fara ; dia olona iray ihany no miafina aminy .
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154