TSY NISY MPANONTANY ( Album Aloka sy Tamberina ) (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NISY MPANONTANY

Tiana a! aza avelanao ho irery
'ty mahantra tsy miteny .
Manoraha raha azonao atao ,
Fitia iray tiako mba atolotrao .

Fa raha iny mba nitady
Izay hotolorako fitiavana ,
Dia ny endrikao no tazany ;
Foana teo ilay fitiavana

Tsy nisy mpanontany
'ty mpanolotra fitia .
Hany hery mitanondrika ;
Fa nihomezan'izy ireny .



14.03.2003 Ny Andri - Fara
--------
Lien:
Catégorie : Ahy
83 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177