ZO ( ALBUM AINA NAFINDRA ) (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZO

Vahotra aho anikeo maraina
Ary indrisy fa velon-taraina .
Arakarak'izay nahatsapako ,
Fa jamba ny saiko .

Fitia natao tsy tanteraka
Natao tsy ho vita !
Natao ho azon-tsapona ;
Niangaran'ny vintana .

Asa lahy..., nahoana re!
No sompotra ahy ny volana;
Nanakona ny anjarako...

Zoko ve ny mitia;
Sy ho tiavina ?
Nahoana ary aho no mbola velon-taraina .







13.01.2006 Ny Andri-Fara
--------
Lien:
Catégorie : Embona - Ahy
98 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141