Afa-po (Ny Tsiaro)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niezaka aho hatramin`izay handresy lahatra anaoNiezaka aho ny hanaporofo ilay fitia anatiko ao
Ny hevitra rehetra efa nataoko avokoa
Niezaka aho hatramin`izay, nefa anio aho afa-po!
Tsy mba noraisinao mihitsy ny fitiavako
Tsy mba niantra anao, tsy nanaiky mba ho havako
Niezaka aho ny hanome izay rehetra tao am-po
Niezaka aho hatramin`izay, nefa anio aho afa-po!
Afa-po tanteraka aho, tena tofoka sy leo
Afa-po tanteraka aho ka avela ianao ho eo
Afa-po tanteraka aho f`ianao tsy mety mba tia ahy
Afa-po tanteraka aho, afa-po fa aoka izay!
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana
Commentaires
princesseN
(
02/03/2009 15:30)
tena afa-po mintsy ve!