~~ FIVOARANA ~~ (R.A.A.Z.N)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
~~ FIVOARANA ~~




irin'ny rehetra ny ahay
,fa sarobidy ny mahafantatra
hikaroka ny tsy hay
,hanamafy ny efa fantantra




nivoatra ny fahaizana
nihatsara ny tekinolojia
nanamaivanana fiainana
,fa tsy nifamitahana sanatria




tsy tsapa ny hafa
,nefa nisy namorona
miazakaraka mafy
de manidina toy ny vorona





fivoarana ankehitriny
izay efa tena lavitra
tsy mitory tamin'ny fahiny
izay efa lavitra.



(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
781 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.A.Z.N
Nampiditra : zurahrakotonanahary
Daty : 27/11/2018 07:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011