Ampidiro aloha ny tenimiafina
SORATSIN'NY AINGAMPANAHY (Rado andrianiaina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mamakivaky atim-panahyny loharanon'ny fitiavako
Any anaty loha-saha
tsoa-drivotra mangina
eny ambonin'ny rano mamy
sy rano masina manonja
mivetso ahy hatrany
ny aim-panahy izay mafonja
ny fipetrany ao anaty
misy afo tsy mba maty
izay mibaiko ny ao ampo
sy ny saina izay mitondra ahy.
Rado andrianiaina -10-11-2014
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Rado andrianiainaNampiditra : Andry tonokalo
Daty : 24/12/2016 06:26