Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny foko tomany (Raim)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha rano manonjaNa dia misamonta
Toa haningotra aina
Voasedrako ihany
Fa te madonda
Toa vely Kanota
Tsy haiko tohaina
Ny foko tomany
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo
Fans:
hery - koloina271199
