Mifoka angaha...? (Ranoala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maro be ny milazahoe:"mifoka angaha ranamana?"
rivotra ho ahy va
hamoahako fananana?
Dia hoy indray ny hafa:
"ajanony raha tsy zaka!"
Dia ho diso ve izaho
raha toa ianao mikakakaka
na koa tezitra asa lahy
fa vazivazy re ny ahy
sady kanto ho anao sy ho an'ny hafa koa!
--------
Lien:
Fans:
Arimalala