rediredy (Ranoala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fisaka ny marinanefa toaka no fisaka
dia ho ny toaka va no marina
sao dia mbo tsy rariny?
Tena fisaka ny marina
fa amin'lay sarotra tadiavina
amin'lay sarotra jerena
amin'lay sarotra fantarina
Ary ny marina ve mbo fisaka?
sa ny fisaka ihany no marina?
fa ny toaka aloha tsy marina e!
zay mbo azoko fantarina!
Na hilavaniny aza aho
mbola hikapakapa ny tonony
dia aleo ajanona
fa tsy misy ho foronina
--------
Lien:
Commentaires
sitlo
(
26/11/2008 02:02)
misy akama izany :-D
winner
(
28/11/2008 16:32)
fisaka ihany angamba ny toaka fa toa tsy tafiditra tao le resaka
hery
(
01/12/2008 10:47)
miakatra izy zany lol
rahonala
(
08/12/2008 04:58)
zany ve?