Ampidiro aloha ny tenimiafina
AO ANATIN'NY ALINA MANGINA (RAVINALA)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny alina mangina no nasoloko fitaratraRehefa injay ianao variana miandrandra izany lanitra
Tsy mahita ny mangidy sy ny ola-ko eto an-tany
Mandratra izany foko feno sento sy tomany
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana - Aingam-panahy
