HO FANANTENANA (RAVINALA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho fanantenana iny volana ambony
Tarafin’ny tarany tomaratra soa
Mamelona ny atin’ny fony
Maniry ho sambatra koa.

Ho fanantenana ny tsiky fitia
mambomban’ny hiran’ny fony
Mikasa hanorim-ponenana soa
Ka hiara-hitempo am-po mandrakizay

Ho fanantenana ilay vonikazo
Mamoaka ny vony marevaka lotra
Amin’ny andro maraina dia ianao no tsaroany
Fa maminy, tiany ary anakifiziny lotra
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
75 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143