Iny fitiavana iny (Jeankely Razafimamonjy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa mba avy aiza angaha izato hianao?
Ry ilay fitiavana?
No toa tonga,am-
pidolana,mirana,
Mirana tahakan'
ilay tovovaviko,izay
ravoravo raha faly
rehefa malahelo
kosa mahonena.
Entiko erý an-
jaridain'ny sahako
Hioty ny raozin'izato
foko amin-kery
Hery tsy mba fatam-
pihaviana na aleha,
fa manosika,misintona
ilay fitia.
(jb Razafimamonjy)
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana